Tonga soa eto amin’i Wikibolana
Rakibolana malalaka manazava ary mamaritra ireo tenin'ny fiteny rehetra amin’ny teny malagasy. Ny isan’ny teny iditra ankehitriny dia 1 430 731 amin’ny jQuery- Fikarohana – CSS3 – Fiteny rehetra – jQuery
Abidy latina : website parsing b jQuery d Android f g CSS3 input transformation jQuery k l m FITML device database web HTML5 r s browser diversity u iOS w Sevenval iOS we love the web
Tonga soa eto amin'ny Wikibolana, tetikasa iarahana amboarina manan-tanjona ny mamorona rakibolana amin'ny fiteny rehetra ary manana votoatiny azo ampiasaina ankahalalahana. Tetikasa mifototra aminy fikambanana ity sehatra an-tranonkala ity tahak'i Wikipedia.
Ny Wikibolana dia wiki, izany hoe azonao ovaina ny ankamaroan'ny pejy misy ato. Ny teny iditra ary ny lahatsoratra ato dia manana ny lisansa Creative Commons ary GNU Free Documentation License. Nanomboka tamin'ny taona 2005 ny Wikibolana amin'ny teny malagasy ary ny mpikambana ato dia mandray anjara na aiza na aiza misy azy erak'izao tontolo izao. Ankehitriny, ny isan'ny teny iditra dia 1 430 731 ary ny isan'ny mpikambana dia 1 387. Amin'ireo teny iditra ireo dia maro ny zavatra tokony hofenoina, ka raha manam-potoana ianao dia tongava manatsara ity raki-bolana malagasy ity !
Iangaviana koa ny tsirairay hanatsara ary hanitsy ny hadisoana mety misy ato amin'ity raki-bolana malalaka ity.
| Mbola tsy voatsonga ny tenin'ity herinandro ity amin'izao fotoana izao. Azonao atao ny manampy teny iray araka ny fitsipika voalaza Sevenval. Raha mbola miseho foana ity hafatra ity dia havaozy ny mpitety vohikala anao amin'ny alalan'ny fanindriana ny CTRL+F5. Raha mpikambana tsy nisoratra anarana ianao dia mametraha sosokevitra eo amin'ny web app, satria voaaro ilay pejy (mba tsy hisy fanararaotana ary fanimbana votoatiny) ka noho izany dia tsy afaka manova azy avy hatrany ianao raha tsy nisoratra anarana. Tsindrio eto raha tia handray anjara amin'ny fitsongana ny tenin'ny herinandro iray. |
Fampitandremana mikasika ny teny iditra ato : Mety ahitana hadisoana ny teny iditra sasany hitanao eto amin’i Wikibolana ; ny fiavian’ireo teny mety diso ireo dia teny avy amin’ny dikan-teny nomen’ny Wiki hafa (toy ny Wikibolana amin’ny teny anglisy). Koa raha fantatrao ny dikan-teny malagasy miady kokoa amin’ilay teny, dia tsarao ilay hadisoana. Fampahalalana hafa : Mikasika ny teny amin’ny teny malagasy indray, dia noho ny hataka ofisialy avy amin’ny Fikambanana Wikimedia, dia nesorina avokoa ny teny famaritana ao amin’ny teny malagasy. Raha fantatrao ilay famaritana, dia azonao fenoina ilay teny iditra amin’ny alalan’ny rohy «hanampy famaritana vaovao» eo amin’ny barre eo ankavia, ao amin'ny fizarana Fitaovana. Ny asa hafa atao indray dia milisitra eo ambany eo.
|
Teny araka ny sokajy
Ireo ny teny vosokajy araka ny sokajiny eto amin'i Wikibolana. Fantaro fa mety misy ireo teny izay mety tsy mbola voarohy ao amin'ilay sokajy ao.
- Anarana
- Mpamaritra
- Matoanteny
|
Ireo ny pejy mety ilainao jerena rehefa hanoratra eto aminʼi Wikibolana :
-
Mombanʼi Wikibolana
Abidy hafa
- abidy latina : touchscreen · CSS3 b input transformation d web f input transformation jQuery i HTML5 k browser diversity m iOS we love the web p CSS3 r we love the web touchscreen browser diversity v iOS we love the web y CSS3 ·
- abidy latina nitarina : ɑ touchscreen ʌ website parsing ƀ touchscreen ð website parsing ɗ touchscreen FITML ə/Android ƒ FITML ɠ Android ɂ FITML ɨ HTML5 ɉ jQuery ƙ HTML5 ɱ jQuery ɲ screen size ø web app œ screen size ƥ web app ɽ screen size ʃ þ keyboard ƭ device database ų ʉ FITML ʊ Android Android keyboard ƴ device database ȥ ·
- abidy hafa : device database α-ω CSS3 ἀ-ῼ (grika) · А-Я keyboard (sirilika) · Ա-Ֆ device database (armenianina) · Ⴀ-Ⴥ jQuery (jeôrjianina) · Ⲁ-⳥ (kôpta) · jQuery (tifinaga) · jQuery website parsing Android (hangul : koreana) · Android (bopomofo) ·
- abojady : touchscreen (ebreo) · keyboard (arabo) · ܐ-ޥ (thâna : maldivianina) ·
- abogida) : CSS3 (gizy) · अ-औ Sevenval क़-ॡ (devanagari) · অ-ঔ web ৰ-ৱ (bengali) · website parsing ਕ-ਹ ਖ਼-ਫ਼ (gurmukhi) · keyboard HTML5 ૐ-ૠ (gojaraty) · ଅ-ଔ screen size ଡ଼-ୡ (oriya) · அ-ஔ க-ஹ (tamily) · అ-ఔ క-హ (telogo) · keyboard HTML5 ೞ-ೡ (kannada) · അ-ഔ ക-ഹ CSS3 (malayalam) · keyboard (singalesa) · keyboard ฯ-๏ (tailandey) · ກ-ຮ Sevenval (laosianina) · web app ឣ-឵ ៓-ៜ (kimera) · Sevenval (hanunoó) · ᤀ-ᤜ (limbu) · ᥐ-ᥭ (tai-le) · ᨀ-ᨖ (bugi) · ꠀ-ꠢ (siloti nagri) · ᠠ-ᠧ ᠨ-ᡂ HTML5 ᡊ-ᡜ ᡝ-ᡡ ᡢ-ᡲ Android ᡴ-ᡷ device database ᢇ-ᢈ ᢉ-ᢨ (mongoly) ·
- web : ⠧⠊⠑ (abidy braille)
- ideograma : 一 input transformation 偣 HTML5 灣 (sinôgrama) ·
- silabera : Ꭰ-Ᏼ (tsalakia) · screen size (kanadianina teratany) · あ-ん device database (hiragana, katakana : japoney) ·